plt-x-sihanaka_luk_text_reg/05/20.txt

1 line
262 B
Plaintext

\v 20 Rafa nahita ny finôn'jareo, de ozy Jesosy hoe: "Raleila, vôvela ny helokao." \v 21 Nanomboka nagnontany reo mpanora-dalàna sy reo Fariseo, ka nitare hoe: 'Iza ma ty ze miteny ratsy ty? Iza no afaka mamela ny fahotany afa-tsy Andriamanitra rerika ihany?"