|
\v 35 Ary raha nanakeky an'i Jeriko i Jesosy, de nisy leila jamba raika nipetraka takeo an-tsisin-dalana nangataka, \v 36 ary raha naregny ny vahôka nandalo, de nagnotany ze ra nitranga izy. \v 37 Nilaza tamin-jareo hoe nandalo takeo Jesosy avy aigny Nazareta. |