|
\v 4 Na regny ôla valo ambefolo takao Siloama ze nenjeran'ny tilikambo ka nafaty an-jareo, meritreritra ma anareo fa tegna mpagnota ratsy mihôtra noho reo leila hafa tao Jerosalema regny? \v 5 Tsia, ozy Za. Fa anareo raha tsy mibebaka, anareo daôly iany kô de ho foaty." |