1 line
360 B
Plaintext
1 line
360 B
Plaintext
Jesosy nitare tamin-jareo hoe: "Ra ino ma?" Zareo namaly an'Azy hoe: "Reo ra mikasika an'i Jesosy le Nazarena, ze mpaminagny, nahery tamin'ny asa sy ny teny takeo agnatrehan'Andriamanitra sy ny ôla daôly, ary ny fomba nagnoloran'reo lôhan'ny mpisorogna sy reo mpanapakay an'Azy mbô ho melohana ho faty sy ny nanombôana an'Azy takeo amin'ny hazofijaliana. |