1 line
520 B
Plaintext
1 line
520 B
Plaintext
\v 3 Ary nisy mpitondra-tegna raika takao amin'io tanàna io, ary izy nankaigny amin'azy matetika, nitare hoe: 'Ampio za mbô ahazoko rariny magnolôna ny favaloko.' \v 4 F'efa hatramin'ny ela izy no tsy vognona ny hagnampy an'azy, fa tafarakelin'zanyde nitare tamin'ny tegnany izy hoe: 'Na de tsy matatra an'Andriamanitra aza za na tsy manaja ôla, \v 5 fa kô satria manahirana anà ty mpitondra-tegna ty, de hagnampy an'azy za mbô ahazoany rariny, mbô tsy handreraka anà nohon'ny fivezivezeny lava aty tsony izy.'" |