1 line
424 B
Plaintext
1 line
424 B
Plaintext
\v 7 Ary regnin'i Eroda mpanjaka avokoa reo ze nitanga daôly, ary de very hevitra izy satria voalazan'ny sasagny fa Jaona mpagnano batisa de nitsangana tamin'ny maty, \v 8 ary vôlaza fa nibôgna Elia, ary ny sasagny kosa nilaza fa raika tam'reo mpaminagny talô no nitsangana tamin'ny maty. \v 9 Ozy Eroda hoe: "Za no nanapa-dô an'i Jaona, ka iza ndre zany ôla andregnesako ra salan'zany?" Ary niezaka hahita an'Azy izy. |