plt-x-sihanaka_luk_text_reg/21/37.txt

1 line
226 B
Plaintext

\v 37 Koa nandritry ny andro nampianatra tao amin'ny tempoly Izy, ary ny alina de nande nivôka Izy ary nijanona teo an-tanetin'Oliva.\v 38 Reo vahôka daôly de tonga vô ampôlake-dà mba hitaino an'Azy tao amin'ny tempoly.