1 line
316 B
Plaintext
1 line
316 B
Plaintext
\v 25 Hisy famantarana aigny amin'ny masoandro, aigny amin'ny volana, sy aigny amin'ny kintana, ary eto an-tany. Ho tra-pahorena reo firenena, hitaintaina non'ny eron-dranomasina sy reo onja. \v 26 Hisy leila ho toran'ny tatra sy ny fendrasana reo ra ze ho avy eto an-tany. Fa ho vôhozongozona ny herin'ny lagnitra. |