|
\v 76 Enao ry zazan de antsovina hoe mpaminagni'ny Avo Indrindra, fa hande heloha ny tavan'ny Tompo enao ary hagnambôtra ny lalany, mba hagnomana ny ôla ny amin'ny fiaveny, \v 77 mba hagnome falalam-pamonjena ho an'ny ôla amin'ny alalan'ny famelana ny helok'izy reo. |