plt-x-sihanaka_luk_text_reg/16/03.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 3 Ary le mpitandrim-panagnana nitare taigny an-tsaigny hoe: "Ino ary no tokony ataoko, fa mangala anà amin'ny asa tantanako ny tompoko? Tsy managna tanjaka hiasana tany tsony za, ary menatra ny hangataka za. \v 4 Fantatro ny ataoko, mba rafa alana amin'ny asa fitantanako za, de hampandroso anà akao an-dragnon'jareo ny ôla."