plt-x-sihanaka_luk_text_reg/11/05.txt

1 line
712 B
Plaintext

\v 5 Jesosy nitare tam'jareo hoe: "Iza aminareo no hanagna namana, ary hande ho aigny amin'azy amin'ny sasak'alina, ary hagnano amin'azy hoe: "Ry namana, mba ampidramo mofo telo za, \v 6 fa misy namako raika vô tonga avy aigny alavitra, ary tsy managna na ino na ino hamena an'azy za." \v 7 Ary mety hamaly an'azy ny raika tao an-dragno ka hagnano hoe: "Aza magnelingelina anà." Efa midy ny varavarana, ary ny zanako, efa akeo ampadrena, miaraka aminà. Tsy afaka mitsangana za hagnome mofo an'nao." \v 8 Milaza aminareo Za, fa na de tsy mitsangana sy magnome mofo an'nareo aza izy satria namany anareo, de non'ny fikirizanareo tsisy henatra, de hitsangana izy ary hagnome an'nareo ny mofo daôly ze ilainareo.