1 line
380 B
Plaintext
1 line
380 B
Plaintext
\v 35 De nitare tamin-jareo Jesosy hoe: "Rafa nandefa an'nareo tsy niaraka tamin'ny fitôram-bola, kitapom-batsy, na kiraro Za, nisy ra tsy ampy an'nareo ma?" Namaly zareo hoe: "Tsisy." \v 36 De nitare tamin-jareo Izy hoe: "Fa zao, ze managna fitôram-bola, ôka izy hiaka an'zany, na kitapom-batsy iany kô. Ze tsy managna sabatra de tokony hivarotra ny lambany ary hividy raika. |