1 line
387 B
Plaintext
1 line
387 B
Plaintext
\v 28 Petera nitare hoe: "Indro, nandao ny ra daôly zay an'nay zahay ary nagnaraka An'nao."\v 29 Ary Jesosy nitare tamin-jareo hoe: "Taraviko marina aminareo, fa tsisy ôla ze nahafoy tragno, na vady, na ralahy, na ray aman-dreny, na zagnaka, nohon'ny fanjakan'Andriamanitra, \v 30 ze tsy hahazo bebe kokoa am'ty zao tontolo zao ty, ary amin'ny andro ho avy, de fiaignana mandrakizay." |