1 line
337 B
Plaintext
1 line
337 B
Plaintext
\v 22 Rafa naregny an'zany Jesosy, de nikoragna hoe: ""Ra raika no tsy ampy aminao. Tsy maintsy mivarotra ze daôly anagnanao anao ary mizara an'zany amin'ny mahantra, ary hanagna harena aigny an-danitra anao - ary ave, magnarà Anà." \v 23 Fa rafa naregny an'reo ra reo le mpanapaka, de nanjary nalahelo lôtra, fa nanan-karena be izy. |