1 line
373 B
Plaintext
1 line
373 B
Plaintext
\v 6 Avekeo itare ny Tompo hoe: "Rigneso ze ambaran'le mpitsara tsy marina. \v 7 Ary tsy hitondra rariny ho an'ze vôfidiny ze magnantso mafy an'Azy magnalin'andro kô ma Andriamanitra? Hangatak'andro lava amin-jareo ma Izy? \v 8 Lazaiko aminareo fa hitondra rariny malaky amin-jareo izy. Ôtran'zany kô, rafa tonga ny Zanak'Ôla, hahita finoana ety an-tany tokoa ma Izy?" |