1 line
432 B
Plaintext
1 line
432 B
Plaintext
\v 18 Reo mpianatr'i Jaona nitare tamin'azy ny momba reo ra reo. \v 19 De nagnantso rôy tam'reo mpianany Jaona ka nagniraka an-jareo ho akaigny amin'ny Tompo mbô hitare hoe: "Anao ma le ho avy, se tokony mbôla hijery hafa zahay?" \v 20 Ary rafa nagnatona ankeky an'i Jesosy zareo, de ozy reo leila hoe: "Jaona mpagnano batisa no nagniraka an'nay aty aminao hagnontany hoe: "Anao ma le ho avy, se tokony mbôla hijery hafa zahay?" |