1 line
321 B
Plaintext
1 line
321 B
Plaintext
\v 4 Fa zareo de nangina. Noho zany de noraisin'i Jesosy izy, ary nositragniny, de nalefany hande. \v 5 Ozy tamin-jareo hoe: "Iza aminareo ze manan-janaka lahy na omby tafalatsaka agnaty fangalandrano amin'ny andro Sabata ma no tsy hisontina an'azy avy hatraingny?\v 6 Zareo de tsisy navita nagnome valiny an'reo ra reo. |