1 line
498 B
Plaintext
1 line
498 B
Plaintext
Nagnantso folo lahy tam'reo mpanompony izy, ary nagnome farantsa folo an-jareo, ary nitare tamin-jareo hoe: 'Magnanôva raharaham-barotra mandra-piviregnako." Kanefa reo vahôkany nankahala an'azy ary nandefa solontegna nagnaraka an'azy, nitare hoe: 'Tsy ilainay ny hanjakan'io leila io aketo aminay.' Ary rafa niverigna izy, ary nandray ny fanjakana, de nandidy reo mpanompony ze nameny vola mbô hankeo amin'azy izy, mbô hafantarany ze tombony azon-jareo tamin'ny fagnanôvana raharaham-barotra. |