plt-x-sihanaka_luk_text_reg/19/16.txt

1 line
274 B
Plaintext

\v 16 Tonga takeo agnolôny ny vôlôny, nitare hoe: 'Tompo, ny farantsanao de nahazo tombony farantsa folo mihôtra.' \v 17 Nitare an'azy le tandapa hoe: 'Tsara zany, ry mpanompo tsara. Noho anao nahatoky tamin'ny kely de kely, de hanam-pahefana amin'ny tanàna folo anao.'