plt-x-sihanaka_luk_text_reg/24/41.txt

1 line
206 B
Plaintext

Mbôla tsy nino zany zareo nohon'ny hafalena, ary gaga zareo. Jesosy nitare an-jareo hoe: "Managna ra hohanina ma anareo?" Namen-jareo trondro vôtono Izy, ka nalainy zany ary nohaniny takeo agnolôn-jareo.