|
\v 47 \v 48 Raha mbôla nitare Izy, indro nisy vahôka nibôgna, niaraka tamin'i Jodasy, raika am'reo rombefolo, nitarika an-jareo. Nanakeky an'i Jesosy izy mbô hagnoroka an'Azy, fa Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Jodasy, mamadika ny Zanak'Ôla amin'ny oroka ma anao?" |