plt-x-sihanaka_luk_text_reg/20/41.txt

1 line
400 B
Plaintext

\v 41 Jesosy nitare an'azy reo hoe: Akôry no ilazan'jareo fa Kristy de zanaka lahin'i Davida. \v 42 Fa Davida tegnany no nitare takao amin'ny bokin'ny Salamo hoe: Ny Tompo nitare tamin'ny Tompoko hoe: "Mipetrà akeo antagnako ankavanana, \v 43 mandrapagnanôvako ny favalonao ho fitôran-tongotrao." \v 44 No zany Davida de nagnantso an'i Kristy hoe: "Tompo,manakôry no maha zanak'i Davida an'Azy?"