\v 23 Fa Jesosy de natakatra ny hafetsen-jareo, ary nitare tam-jareo hoe: \v 24 Mampisehoa denaria raika Aminà. An'iza io sary sy agnarana io? Nitare zareo hoe: an'i Kaisara."