1 line
547 B
Plaintext
1 line
547 B
Plaintext
\v 57 Magnino ma anareo no tsy mitsara ze marina ho an'ny tegnanareo? \v 58 Fa rafa mande miaraka amin'ny mpifagnandrina amiinareo akeo agnatrehan'ny mpitsara ambony anareo, aigny an-dàlana de miezaha handamina ny ôla miaraka amin'azy mbô tsy handehanany handrirotra an'nareo akeo amin'ny mpitsara, ary mbô tsy hagnoloran'ny mpitsara an'nareo aigny amin'ny mpamatotra, ary mbô tsy handefasan'ny mpamatotra an'nareo aigny am-ponja. \v 59 Ozy Za aminareo, tsy ho tafavôka akao mitsy anareo mandra-pandônareo ny vola faran'ze kely ndrindraka." |