plt-x-sihanaka_luk_text_reg/08/11.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 11 Ary zao no dikan'le fagnoharana: ny voa de ny tenin'Andriamanitra. \v 12 Reo vôfafy taigny amin'ny sisin-dalana de reo ze maregny, saingy avekeo de tonga ny devoly ka miaka an'le teny takao am-pony, mbô tsy hino sy ho vôvonjy zareo. \v 13 Ary reo takeo amin'ny vatolampy kosa de reo ze, rafa naregny ny teny, de mandray an'zany am-pifalena. Nefa tsisy fakany reo; vetiketika fôgna ny finoan-jareo, ary amin'ny fotôna fitsapana de lavo zareo.