\v 8 Nisy mpiambin'ondry tam'zany faritra zany ze nijanona taigny an-tsaha, niambina ny andian'ondriny tamin'ny alina. \v 9 Nisy anjelin'ny Tompo nibĂ´gna tamin-jareo, ary ny voninahitry ny Tompo namirapiratra magnodidigna an'azy, ary raiki-tatra zareo.