\v 21 De tonga le mpanompo ary nitare tamin'ny tompony reo rz reo. Avekeo le tompon-tragno sosy ka nitare tam'le mpanompony hoe: "Mandiana malaky aigny am'reo arabe sy sakeli-dàlana aketo an-tanàna de ento aty ny mahantra, ny mandringa, ny jamba, ary ny kilemaigna.' \v 22 Nitare le mpanompo hoe: "Tompo, efa vita ze nobaikonao, fa mbôla misy tôrana fôgna.'