Ary nitare tamin-jareo ndre Pilato, nangniry ny hamotsotra an'i Jesosy. Saingy nitabataba mafy zareo, nitare hoe: "Homboy Izy, homboy Izy." Nitare tamin-jareo fanintelony izy hoe: "Magnino, fa ino no ratsy vitan'ty leila ty? Tsy nahita na ino na ino ze mendrika sazy famonoana takao amin'Azy za. Noho zany rafa avy magnafay an'Azy, de hamotsotra an'Azy za."