"Ry Jerosalema, ry Jerosalema, ze mamono ny mpaminagny sy mitora-bato reo ze nirahina taigny aminareo. Impiry ma Za no nagniry ny hanangona ny zanakareo salan'ny akoho vavy manangona ny zagnany ambany embagny, kanefa tsy nagniry an'zany anareo. Indro, nilĂ´zana ny tragnonareo. Za de mitare aminareo, tsy ho tazagnareo Za ambara-pitinenanareo hoe: "Sambatra ze avy amin'ny agnaran'ny Tompo.'"