\v 13 Fa rafa magnano fagnasana anao, asao ny mahantra, ny kilemaina, ny mandringa, ary ny jamba, \v 14 de ho sambatra anao, satria tsy afaka hamaly an'nao zareo. Fa anao de ho vĂ´valy amin'ny fitsanganan'ny marina."