\v 41 Mbôla tsy nino zany zareo nohon'ny hafalena, ary gaga zareo. Jesosy nitare an-jareo hoe: "Managna ra hohanina ma anareo?"\v 42 Namen-jareo trondro vôtono Izy, \v 43 ka nalainy zany ary nohaniny takeo agnolôn-jareo.