\v 12 \v 13 De nitranga izao raha mbola tao amin'ny tanàna raika Izy, de nisy leila feno habokana teo. Nony nahita an'i Jesosy izy, de nenkoka teo amin'Azy ary nitalao taminy, nagnano hoe: "Tompo, raha mety enao, de afaka magnadio anà." Ary de nagninjitra ny tagnany Jesosy ary nikasika an'azy ka niteny hoe: Mety za. Madiova." Teo no eo de afaka taminy ny habokana.