\v 2 Fa tsisy takona ze tsy habĂ´gna, ary tsisy misitrika ze tsy ho fantatra. \v 3 Ka na ino na ino no lazainareo takao amin'ny haizigna de ho regny akao amin'ny fazavana, ary ze nolazainareo takeo an-tsofigna takao agnaty efitragno de hambara aigny an-tapon-tragno.