diff --git a/19/29.txt b/19/29.txt index a0a8728..4f6e08d 100644 --- a/19/29.txt +++ b/19/29.txt @@ -1 +1 @@ -Ary nony tonga takeo ankekin'i Betifaga sy Betania Izy, takeo amin'ny tendrombotra antsovina hoe Oliva, de nagniraka ny rôy tam'reo mpianany Izy, nitare hoe: "Mandiana aigny amin'ny tanàna magnaraka. Rafa miditra anareo, de hatazagna zana-boriky raika mbôla tsy nitikinan'ôla mintsy. Vahao zany de ento aty aminà. Raha misy \ No newline at end of file +Ary nony tonga takeo ankekin'i Betifaga sy Betania Izy, takeo amin'ny tendrombotra antsovina hoe Oliva, de nagniraka ny rôy tam'reo mpianany Izy, nitare hoe: "Mandiana aigny amin'ny tanàna magnaraka. Rafa miditra anareo, de hatazagna zana-boriky raika mbôla tsy nitikinan'ôla mintsy. Vahao zany de ento aty aminà. Raha misy magnontany an'nareo hoe: 'Magnino ma no vahanareo io?' de lazao hoe: 'Misy ilàn'ny Tompo an'azy.' \ No newline at end of file diff --git a/19/32.txt b/19/32.txt new file mode 100644 index 0000000..f77adf2 --- /dev/null +++ b/19/32.txt @@ -0,0 +1 @@ +Reo ze niràna de nande ary natazagna le zana-boriky araka ny nolazain'i Jesosy tamin-jareo. Raha teo am \ No newline at end of file