diff --git a/02/41.txt b/02/41.txt index 3cf8e9e..ba60b9a 100644 --- a/02/41.txt +++ b/02/41.txt @@ -1 +1 @@ -Ny ray aman-dreniny de nankaigny Jero \ No newline at end of file +Ny ray aman-dreniny de nankaigny Jerosalema isan-taona hamonjy ny Firavoravoan'ny Paska. Rafa rombefolo taona Izy, de nande nankaigny araka ny fomba fanao amin'ny fety ndre zareo. Ary rafa avy nipetraka taigny nandritry ny andron'ny fety manontolo zareo, de nanomboka niverina nody zareo. Fa Jesosy zazalahy nijagnona taigny Jerosalema nefa tsy fantatry ny ray aman-dreniny zany. Nataon-jareo fa niaraka tamin'ôna niara-de \ No newline at end of file