@ -0,0 +1 @@
Ary efa antomotra ny Firavoravoana amin'ny mofo tsisy masirasira, ze antsovina hoe Paska. Niady hevitra reo lôhan'ny mpisorogna sy reo mpanora-dalàna ny amin'ny fomba afahan-jareo mamono an'i Jesosy, satria nata