auto save
This commit is contained in:
parent
dd4bc248a7
commit
f3949f1f03
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary nisy vevavy raika takeo ze efa nande rà nandritry ny rombefolo taona ary efa nandany ny volany daôly, [F
|
||||
Ary nisy vevavy raika takeo ze efa nande rà nandritry ny rombefolo taona ary efa nandany ny volany daôly, [Fagnamarihana: Reo manam-pahaizana de mizarazara hevitra raha tokony ampidirina aketo ny fehezanteny hoe: "Nandany ny volany daôly (izy)] ary tsy nisy nahasitrana an'azy n'iza n'iza. Ary izy de nankeo afaran'i Jesosy ka nikasika any rambon-dambany, de nijagnona avy hatraigny ny ràny.
|
Loading…
Reference in New Issue