diff --git a/07/29.txt b/07/29.txt index 61f2e09..e7d8131 100644 --- a/07/29.txt +++ b/07/29.txt @@ -1 +1 @@ -(Rafa naregny an'zany ny ôla daôly, agnisan'zany reo mpamory hetra, de nagnambara fa marina Andriamanitra, satria natao batisa tamin'ny batisan'i Jaona zareo. Fa reo Fariseo sy reo mpahay lalàna Jiosy kosa nandà ny tanjon'and \ No newline at end of file +(Rafa naregny an'zany ny ôla daôly, agnisan'zany reo mpamory hetra, de nagnambara fa marina Andriamanitra, satria natao batisa tamin'ny batisan'i Jaona zareo. Fa reo Fariseo sy reo mpahay lalàna Jiosy kosa nandà ny tanjon'Andriamanitra ho an'ny tegnan-jareo, satria tsy nataon'i Jaona batisa.) \ No newline at end of file diff --git a/07/31.txt b/07/31.txt new file mode 100644 index 0000000..7f9d82b --- /dev/null +++ b/07/31.txt @@ -0,0 +1 @@ +"Amin'ny ino, no afako mampitovy ny ôla am'ty taranaka ty? Salan'ino ma zareo? Salan'ny ankizy milalao aigny an-tsena zareo, ze mipetraka sy mifagnantso ary mikoragna hoe: "Nitsoka sodina ho an'nareo zahay, de tsy nandihy anareo. Nagnano hira fisaorana ho an' \ No newline at end of file