auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-01 07:08:11 +03:00 committed by root
parent 845fbb8d88
commit e5ea8014b9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary regnin'i Eroda mpanjaka avokoa reo ze nitanga daôly, ary de very hevitra izy satria voalazan'ny sasagny fa Jaona mpagnano batisa de nitsangana tamin'ny maty. Ary vôlaza fa nibôgna Elia, ary ny sasagny kosa nilaza fa raika tam'reo mpaminagny talô no nitsangana tamin'ny maty. Ozy Eroda hoe: "Za no nanapa-dô an'i
Ary regnin'i Eroda mpanjaka avokoa reo ze nitanga daôly, ary de very hevitra izy satria voalazan'ny sasagny fa Jaona mpagnano batisa de nitsangana tamin'ny maty. Ary vôlaza fa nibôgna Elia, ary ny sasagny kosa nilaza fa raika tam'reo mpaminagny talô no nitsangana tamin'ny maty. Ozy Eroda hoe: "Za no nanapa-dô an'i Jaona, ka iza ndre zany ôla andregnesako ra salan'zany?