auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-26 06:42:00 +08:00 committed by root
parent c7663ce73b
commit e5e7551938
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo Jesosy nidigna ny tanety niaraka tam'jareo de nitsangana tamin'ny tany marimarina niaraka tamin'ny mpianany betsaka sy vahôka batsaka avy aigny Jodia sy Jerosalema ary ny sisin-tanin'ny Tyro sy Sidona. Tonga reo mba hitaigno an'Azy ary mba ho sitranina amin'ny aretin'jareo. Sitrana ihany kô ny vahôka ze nisaviritanin'ny fagna maloto. Ny ôla daôly tam'reo vahôka de ni
Avy akeo Jesosy nidigna ny tanety niaraka tam'jareo de nitsangana tamin'ny tany marimarina niaraka tamin'ny mpianany betsaka sy vahôka batsaka avy aigny Jodia sy Jerosalema ary ny sisin-tanin'ny Tyro sy Sidona. Tonga reo mba hitaigno an'Azy ary mba ho sitranina amin'ny aretin'jareo. Sitrana ihany kô ny vahôka ze nisaviritanin'ny fagna maloto. Ny ôla daôly tam'reo vahôka de niezaka ny hikasika an'Azy hatraigny satria nivôka avy tamin'Azy ny hery magnasitrana, ary sitrany avokô izy daôly.

1
06/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
De nijery ny mpianany Izy, ary niteny hoe: "Sambatra nareo ze mahantra, fa an'nareo ny fanjakan'Andriamanitra. Sa