auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-23 17:17:23 +08:00 committed by root
parent 4b2b6b65f2
commit e368a2d1b0
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary zao no nitranga, raha nitangorogna nagnodidina an'i Jesosy reo ôla ary nitaino ny tenin'Andriamanitra, de nitsangana teo amoron'ny farihin'i Genesareta Izy. Natazagna sambokely rôy nijanona teo amoron'ny farihy Izy. Efa nivôka tao reo mpanjono ary nanasa reo haratony. Niditra tao amin'ny raika tam'reo sambokely Jesosy, ze an'i Simona, ary nangataka an'azy mba handefa an'zany aigny amin'ny rano lavidavitry ny tanety. Avy teo de nipet Ary zao no nitranga, raha nitangorogna nagnodidina an'i Jesosy reo ôla ary nitaino ny tenin'Andriamanitra, de nitsangana teo amoron'ny farihin'i Genesareta Izy. Natazagna sambokely rôy nijanona teo amoron'ny farihy Izy. Efa nivôka tao reo mpanjono ary nanasa reo haratony. Niditra tao amin'ny raika tam'reo sambokely Jesosy, ze an'i Simona, ary nangataka an'azy mba handefa an'zany aigny amin'ny rano lavidavitry ny tanety. Avy teo de nipetraka Izy ka nampianatra reo ôla teo ivelan'ny sambokely.

1
05/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa nijanona niteny Izy, de niteny tamin'i Simona Izy hoe: "End