From e1e1aad5f7add37dd66f69e9b56312f7251daaec Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 14:37:42 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 01/56.txt | 2 +- 01/59.txt | 2 +- 01/62.txt | 2 +- 01/64.txt | 2 +- 01/67.txt | 2 +- 01/69.txt | 2 +- 01/72.txt | 2 +- 7 files changed, 7 insertions(+), 7 deletions(-) diff --git a/01/56.txt b/01/56.txt index 63235d8..f364522 100644 --- a/01/56.txt +++ b/01/56.txt @@ -1 +1 @@ -\v 56 \v 57 \v 58 Nijanona nitôtra tao amin'i Elizabeta teo amin'ny telo volana i Maria ary avy akeo niverigna nody taigny an-dragno izy. Ary tonga ny fotôna hiterahan'i Elizabeta ny zanany ary niteraka zazalà izy. Nareigny ny famindram-po gedabe nataon'ny Tompo tamin'ny reo mpiara-monina amin'azy sy reo havany, ary niara-paly tamin'azy zareo. \ No newline at end of file +\v 56 Nijanona nitôtra tao amin'i Elizabeta teo amin'ny telo volana i Maria ary avy akeo niverigna nody taigny an-dragno izy. \v 57 Ary tonga ny fotôna hiterahan'i Elizabeta ny zanany ary niteraka zazalà izy. \v 58 Nareigny ny famindram-po gedabe nataon'ny Tompo tamin'ny reo mpiara-monina amin'azy sy reo havany, ary niara-paly tamin'azy zareo. \ No newline at end of file diff --git a/01/59.txt b/01/59.txt index d70a1f8..64d3ed6 100644 --- a/01/59.txt +++ b/01/59.txt @@ -1 +1 @@ -\v 59 \v 60 \v 61 Ary tamin'ny andro fahavalo de tonga hamora ny zaza zareo. Saika ho antsovin'jareo hoe "Zakaria," araka ny agnaran-drainy izy. Fa ny reniny kosany namaly ary niteny hoe: "Tsia" Jaona no hentsovana an'azy." Ary ozy reo tamin'azy. "Tsisy agnarana akao amin'ny havanao ne zany e." \ No newline at end of file +\v 59 Ary tamin'ny andro fahavalo de tonga hamora ny zaza zareo. Saika ho antsovin'jareo hoe "Zakaria," araka ny agnaran-drainy izy. \v 60 Fa ny reniny kosany namaly ary niteny hoe: "Tsia" Jaona no hentsovana an'azy." \v 61 Ary ozy reo tamin'azy. "Tsisy agnarana akao amin'ny havanao ne zany e." \ No newline at end of file diff --git a/01/62.txt b/01/62.txt index d660640..1048fd8 100644 --- a/01/62.txt +++ b/01/62.txt @@ -1 +1 @@ -\v 62 \v 63 Nagnano baiko môgna tamin'ny rainy izy reo ny amin'ny tianay hatao agnarany. Nangataka solaitra fagnoratana ny rainy ary nanoratra hoe: "Jaoan no agnarany." Ary de gaga tamin'zany izy daôly. \ No newline at end of file +\v 62 Nagnano baiko môgna tamin'ny rainy izy reo ny amin'ny tianay hatao agnarany. \v 63 Nangataka solaitra fagnoratana ny rainy ary nanoratra hoe: "Jaoan no agnarany." Ary de gaga tamin'zany izy daôly. \ No newline at end of file diff --git a/01/64.txt b/01/64.txt index 2dc50bd..352a9a4 100644 --- a/01/64.txt +++ b/01/64.txt @@ -1 +1 @@ -Ary niaraka tam'ze de nisokatra ny vavany ary nafahana ny lelany. Niteny izy ary nidera an'Andriamanitra. Tonga teo am'reo nagnodidina an'azy reo daôly ny tatra. Ary niparitaka eraky ny tanànan'i Jodia ny zava-niseho daôly teo. Ary reo nareigny de nandray tao am-pony, ary nilaza hoe: "Ho lasa ino ary ty zaza ty?" Fa momba an'azy ny tagnan'ny Tompo. \ No newline at end of file +\v 64 Ary niaraka tam'ze de nisokatra ny vavany ary nafahana ny lelany. Niteny izy ary nidera an'Andriamanitra. \v 65 Tonga teo am'reo nagnodidina an'azy reo daôly ny tatra. Ary niparitaka eraky ny tanànan'i Jodia ny zava-niseho daôly teo. \v 66 Ary reo nareigny de nandray tao am-pony, ary nilaza hoe: "Ho lasa ino ary ty zaza ty?" Fa momba an'azy ny tagnan'ny Tompo. \ No newline at end of file diff --git a/01/67.txt b/01/67.txt index cc75dde..14ed75b 100644 --- a/01/67.txt +++ b/01/67.txt @@ -1 +1 @@ -Ary feno ny Fanahy Masina i Zakaria rainy ary naminany, ka nilaza hoe: "Deraina ane ny Tompo, Andriamanitr'Israely, fa tonga nanampy sy nanatanteraka ny fanafahana ho an'ny vahôkany Izy. \ No newline at end of file +\v 67 Ary feno ny Fanahy Masina i Zakaria rainy ary naminany, ka nilaza hoe: \v 68 "Deraina ane ny Tompo, Andriamanitr'Israely, fa tonga nanampy sy nanatanteraka ny fanafahana ho an'ny vahôkany Izy. \ No newline at end of file diff --git a/01/69.txt b/01/69.txt index 1c11a43..b20dd01 100644 --- a/01/69.txt +++ b/01/69.txt @@ -1 +1 @@ -Nanandratra avo ny tandrom-panavotana ho antsika akao an-dragnon'i Davida mpanompony Izy, salan'ze nolazain'ny tamin'ny vavan'reo mpaminagny masina tamin'ny andro talô taigny. Hitondra famonjena amin'ny favalontsika sy amin'ny tagnan'reo mankahala antsika Izy. \ No newline at end of file +\v 69 \v 70 \v 71 Nanandratra avo ny tandrom-panavotana ho antsika akao an-dragnon'i Davida mpanompony Izy, salan'ze nolazain'ny tamin'ny vavan'reo mpaminagny masina tamin'ny andro talô taigny. Hitondra famonjena amin'ny favalontsika sy amin'ny tagnan'reo mankahala antsika Izy. \ No newline at end of file diff --git a/01/72.txt b/01/72.txt index 8b93d6b..23f4636 100644 --- a/01/72.txt +++ b/01/72.txt @@ -1 +1 @@ -Zany no hataony de ny mba hampibôgna ny famindram-po am'reo raintsika sy hampatsehivana ny fagnekem-pihavanany Masina, de le fiaignana nolazainy tamin'i Abrahama raintsika. Niniana ny hazontsika, daôly afaka tamin'ny tagnan'ny favalontsika, manompo an'Azy tsy am-tatra, am-pamasinana sy am-pamarinana akeo agnatrehany amin'ny androntsika daôly. \ No newline at end of file +\v 72 \v 73 \v 74 \v 75 Zany no hataony de ny mba hampibôgna ny famindram-po am'reo raintsika sy hampatsehivana ny fagnekem-pihavanany Masina, de le fiaignana nolazainy tamin'i Abrahama raintsika. Niniana ny hazontsika, daôly afaka tamin'ny tagnan'ny favalontsika, manompo an'Azy tsy am-tatra, am-pamasinana sy am-pamarinana akeo agnatrehany amin'ny androntsika daôly. \ No newline at end of file