auto save
This commit is contained in:
parent
2583e267b5
commit
ded65738ea
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 22 Fa Jesosy, nahalala ze neritreretin'jareo, namaly ary nitare an'azy reo hoe: "Nagnino anareo no magnontany an'zany akao am-ponareo? \v 23 Ino no mora lazaina kokoa: "Vôvela ny helokao" sa ny meteny hoe: "Mitsangana ary madana?" \v 24 Nefa mba hafantaranareo fa ny Zanak'Ôla de manam-paefana hamela heloka eto an-tany, de lazaiko aminao, mitsangàna, ndeso ny fandenao ary mandana aigny an-tranonao."
|
||||
\v 22 Fa Jesosy, nahalala ze neritreretin'jareo, namaly ary nitare an'azy reo hoe: "Nagnino anareo no magnontany an'zany akao am-ponareo? \v 23 Ino no mora lazaina kokoa: "Vôvela ny helokao" sa ny meteny hoe: "Mitsangana ary madana?" \v 24 Nefa mba hafantaranareo fa ny Zanak'Ôla de manam-paefana hamela heloka aketo an-tany, de lazaiko aminao, mitsangàna, ndeso ny fandrenanao ary mandana aigny an-tranonao."
|
Loading…
Reference in New Issue