auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-28 16:13:18 +03:00 committed by root
parent dcca8fc3ef
commit de20cf7622
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nankao an-tragno Izy, de tsy namela na de ôla raika aza hiara-hiditra amin'azy ankôtran'i Petera sy Jaona sy Jakoba, sy ny rain'le zaza Rafa nankao an-tragno Izy, de tsy namela na de ôla raika aza hiara-hiditra amin'azy ankôtran'i Petera sy Jaona sy Jakoba, sy ny rain'le zaza ary ny reniny. Ary ny daôly de nisaona sy nitomagny an'azy, fa Izy nitare hoe: "Aza mitomagny; tsy maty izy fa matory." De nihome an'Azy zareo, satria fantatra fa maty le zaza vavy.

1
08/54.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa noraisiny tamin'ny tagnana izy ka nagnantso mafy, nitare hoe: "Anaka, mitsangàna!" Ary niverina ny fanahiny, ka niharina avy hatrai