diff --git a/14/10.txt b/14/10.txt index 6e7b6c1..9398e7b 100644 --- a/14/10.txt +++ b/14/10.txt @@ -1 +1 @@ -Fa rafa asaina anareo, mandehana de mipitraha amin'ny tôrana ambany ndrindra, am'ze rafa mandalo akeo le nagnasa an'nao, de mety hitare an'nao izy hoe: 'Ry namana, miakara amin'ny ambonimbony \ No newline at end of file +Fa rafa asaina anareo, mandehana de mipitraha amin'ny tôrana ambany ndrindra, am'ze rafa mandalo akeo le nagnasa an'nao, de mety hitare an'nao izy hoe: 'Ry namana, miakara amin'ny ambonimbony.' Ary avekeo de amem-boninatra anao akeo agnatrehan'reo ze daôly miray latabatra aminareo. Fa reo ze manandra-tegna de hahetry, ary ze manetri-tegna de hasandratra." \ No newline at end of file