auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-28 15:41:26 +03:00 committed by root
parent a65f6d4ab3
commit dcca8fc3ef
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avekeo raha mbôla nikoragna izy, de nisy ôla raika avy amin'ny tragnon'ny mpitarika synagoga, nagnano hoe: "Maty ny zanakao vavy. Aza magnahirana ny mpampianatra tsony." Fa rafa naregny an'zany Jesosy, de namaly an'i J Avekeo raha mbôla nikoragna izy, de nisy ôla raika avy amin'ny tragnon'ny mpitarika synagoga, nagnano hoe: "Maty ny zanakao vavy. Aza magnahirana ny mpampianatra tsony." Fa rafa naregny an'zany Jesosy, de namaly an'i Jairo Izy hoe: "Aza matatra, minoa fotsiny iany, de ho sitrana izy."

1
08/51.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa nankao an-tragno Izy, de tsy namela na de ôla raika aza hiara-hiditra amin'azy ankôtran'i Petera sy Jaona sy Jakoba, sy ny rain'le zaza