diff --git a/18/13.txt b/18/13.txt index 1a7680e..3160f6e 100644 --- a/18/13.txt +++ b/18/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 Fa le mpamory hetra, nitsangana taigny alavitra, tsy nety nanandratra ny masony taigy amin'ny lagnitra akory, fa niteha-tratra, nitare hoe: 'Andriamanitra ô, mamindrà fo aminà, mpagnota.' Milaza aminareo Za, io leila io de niverigna nidigna taigny an-tragnony vômarina noho le raika, satria ze daôly magnandra-tegna de hahetry, fa ze daôly manetri-tegna no hasandratra." \ No newline at end of file +\v 13 Fa le mpamory hetra, nitsangana taigny alavitra, tsy nety nanandratra ny masony taigy amin'ny lagnitra akory, fa niteha-tratra, nitare hoe: 'Andriamanitra ô, mamindrà fo aminà, mpagnota.' \v 14 Milaza aminareo Za, io leila io de niverigna nidigna taigny an-tragnony vômarina noho le raika, satria ze daôly magnandra-tegna de hahetry, fa ze daôly manetri-tegna no hasandratra." \ No newline at end of file diff --git a/18/15.txt b/18/15.txt index 06f91c2..d255be9 100644 --- a/18/15.txt +++ b/18/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 \v 17 Nisy ôla kô de nitondra ny zagnany kely takeo amin'Azy, mbô hikasihany an-jareo, fa rafa natazagna an'zany reo mpianatra, de niteny mafy an-jareo. Fa Jesosy nagnantso an-jareo hagnatona an'Azy, nikoragna hoe: "Avelao ny zaza hagnatona Anà, ary aza raràna zareo. Fa an'ny ôtran-jareo ny fanjakan'Andriamanitra. Taraviko marina aminareo, n'iza n'iza tsy handray ny fanjakan'Andriamanitra ôtran'ny zaza de tsy hiditra akao am'zany mitsy." \ No newline at end of file +\v 15 Nisy ôla kô de nitondra ny zagnany kely takeo amin'Azy, mbô hikasihany an-jareo, fa rafa natazagna an'zany reo mpianatra, de niteny mafy an-jareo. \v 16 Fa Jesosy nagnantso an-jareo hagnatona an'Azy, nikoragna hoe: "Avelao ny zaza hagnatona Anà, ary aza raràna zareo. Fa an'ny ôtran-jareo ny fanjakan'Andriamanitra. \v 17 Taraviko marina aminareo, n'iza n'iza tsy handray ny fanjakan'Andriamanitra ôtran'ny zaza de tsy hiditra akao am'zany mitsy." \ No newline at end of file diff --git a/18/18.txt b/18/18.txt index 9d05d4f..757f4b1 100644 --- a/18/18.txt +++ b/18/18.txt @@ -1 +1 @@ -Ary nisy mpanapaka raika nagnontany an'Azy, nagnano hoe: "Mpampianatra tsara ô, ino no tsy maintsy hataoko mbô handovako ny fiaignana mandrakizay?" Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Magnino Za no antsovinao hoe tsara? Tsisy ôla tsara, afa-tsy Andriamanitra rerika iany. Fantatrao reo didy - Aza mijangajanga, aza mamono ôla, aza mangalatra, aza mijoro vavolombelona mandainga, magnajà ny rainao sy ny reninao." Nitare le mpanapaka hoe: "Zany daôly zany de efa nankatoaviko hatramin'ny za tanora." \ No newline at end of file +\v 18 Ary nisy mpanapaka raika nagnontany an'Azy, nagnano hoe: "Mpampianatra tsara ô, ino no tsy maintsy hataoko mbô handovako ny fiaignana mandrakizay?" \v 19 Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Magnino Za no antsovinao hoe tsara? Tsisy ôla tsara, afa-tsy Andriamanitra rerika iany. \v 20 Fantatrao reo didy - Aza mijangajanga, aza mamono ôla, aza mangalatra, aza mijoro vavolombelona mandainga, magnajà ny rainao sy ny reninao." \v 21 Nitare le mpanapaka hoe: "Zany daôly zany de efa nankatoaviko hatramin'ny za tanora." \ No newline at end of file diff --git a/18/22.txt b/18/22.txt index cb09f84..bcc7288 100644 --- a/18/22.txt +++ b/18/22.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa naregny an'zany Jesosy, de nikoragna hoe: ""Ra raika no tsy ampy aminao. Tsy maintsy mivarotra ze daôly anagnanao anao ary mizara an'zany amin'ny mahantra, ary hanagna harena aigny an-danitra anao - ary ave, magnarà Anà." Fa rafa naregny an'reo ra reo le mpanapaka, de nanjary nalahelo lôtra, fa nanan-karena be izy. \ No newline at end of file +\v 22 Rafa naregny an'zany Jesosy, de nikoragna hoe: ""Ra raika no tsy ampy aminao. Tsy maintsy mivarotra ze daôly anagnanao anao ary mizara an'zany amin'ny mahantra, ary hanagna harena aigny an-danitra anao - ary ave, magnarà Anà." \v 23 Fa rafa naregny an'reo ra reo le mpanapaka, de nanjary nalahelo lôtra, fa nanan-karena be izy. \ No newline at end of file diff --git a/18/24.txt b/18/24.txt index e34c1a6..ce7f372 100644 --- a/18/24.txt +++ b/18/24.txt @@ -1 +1 @@ -Ary Jesosy, nahita an'azy, nanjary nalahelo mafy [Fagnamarihana: Reo manam-pahaizana de misara-kevitra raha tokony ho ampidirina aketo ny teny hoe: [Izy] de nanjary nalahelo mafy. Ampitahao ny And 23] ary nitare hoe: "Manakôry ny fahasarotan'ny fidirana akao amin'ny fanjakan'Andriamanitra ho an'reo ze mpanan-karena! Fa moramora kokoa ho an'ny rameva ny hiditra amin'ny vodim-panjaitra, nohon'ny hidiran'ny ôla mpanan-karena raika akao amin'ny fanjakan'Andriamanitra." \ No newline at end of file +\v 24 Ary Jesosy, nahita an'azy, nanjary nalahelo mafy [Fagnamarihana: Reo manam-pahaizana de misara-kevitra raha tokony ho ampidirina aketo ny teny hoe: [Izy] de nanjary nalahelo mafy. Ampitahao ny And 23] ary nitare hoe: "Manakôry ny fahasarotan'ny fidirana akao amin'ny fanjakan'Andriamanitra ho an'reo ze mpanan-karena! \v 25 Fa moramora kokoa ho an'ny rameva ny hiditra amin'ny vodim-panjaitra, nohon'ny hidiran'ny ôla mpanan-karena raika akao amin'ny fanjakan'Andriamanitra." \ No newline at end of file diff --git a/18/26.txt b/18/26.txt index def4322..7e9b6e6 100644 --- a/18/26.txt +++ b/18/26.txt @@ -1 +1 @@ -Reo ze naregny an'zany de nitare hoe: "Iza ary ma zany no afaka ho vonjena?" Jesosy namaly hoe: "Reo ra ze tsy hain'ôlombelona de hain'Andriamanitra." \ No newline at end of file +\v 26 Reo ze naregny an'zany de nitare hoe: "Iza ary ma zany no afaka ho vonjena?" \v 27 Jesosy namaly hoe: "Reo ra ze tsy hain'ôlombelona de hain'Andriamanitra." \ No newline at end of file diff --git a/18/28.txt b/18/28.txt index 33a8aa0..794be14 100644 --- a/18/28.txt +++ b/18/28.txt @@ -1 +1 @@ -Petera nitare hoe: "Indro, nandao ny ra daôly zay an'nay zahay ary nagnaraka An'nao." Ary Jesosy nitare tamin-jareo hoe: "Taraviko marina aminareo, fa tsisy ôla ze nahafoy tragno, na vady, na ralahy, na ray aman-dreny, na zagnaka, nohon'ny fanjakan'Andriamanitra, ze tsy hahazo bebe kokoa am'ty zao tontolo zao ty, ary amin'ny andro ho avy, de fiaignana mandrakizay." \ No newline at end of file +\v 28 \v 29 \v 30 Petera nitare hoe: "Indro, nandao ny ra daôly zay an'nay zahay ary nagnaraka An'nao." Ary Jesosy nitare tamin-jareo hoe: "Taraviko marina aminareo, fa tsisy ôla ze nahafoy tragno, na vady, na ralahy, na ray aman-dreny, na zagnaka, nohon'ny fanjakan'Andriamanitra, ze tsy hahazo bebe kokoa am'ty zao tontolo zao ty, ary amin'ny andro ho avy, de fiaignana mandrakizay." \ No newline at end of file diff --git a/18/31.txt b/18/31.txt index afd6088..3e084e4 100644 --- a/18/31.txt +++ b/18/31.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa avy nanangona ny rombefolo lahy takeo amin'Azy Izy, de ozy tamin-jareo hoe: "Indro, miakatra ho aigny Jerosalema tsika, ka reo ra daôly ze vôsoratr'reo mpaminagny momban'ny Zanak'Ôla de ho tanteraka. Fa hatolotra akeo am'reo Jentilisa Izy, ka himezana, sy halana baraka, ary ho roràna. Afaran'ny hitarôna an'Azy, de ho vonon-jareo Izy ary amin'ny andro fatelo de hitsangana ndre Izy." \ No newline at end of file +\v 31 \v 32 \v 33 Rafa avy nanangona ny rombefolo lahy takeo amin'Azy Izy, de ozy tamin-jareo hoe: "Indro, miakatra ho aigny Jerosalema tsika, ka reo ra daôly ze vôsoratr'reo mpaminagny momban'ny Zanak'Ôla de ho tanteraka. Fa hatolotra akeo am'reo Jentilisa Izy, ka himezana, sy halana baraka, ary ho roràna. Afaran'ny hitarôna an'Azy, de ho vonon-jareo Izy ary amin'ny andro fatelo de hitsangana ndre Izy." \ No newline at end of file diff --git a/18/34.txt b/18/34.txt index 39882ef..46786ee 100644 --- a/18/34.txt +++ b/18/34.txt @@ -1 +1 @@ -Tsy natakatra na ino na ino tam'reo ra reo zareo, ary nafenina tamin-jareo zany teny zany, ary tsy azon-jareo ny ra ze vôlaza. \ No newline at end of file +\v 34 Tsy natakatra na ino na ino tam'reo ra reo zareo, ary nafenina tamin-jareo zany teny zany, ary tsy azon-jareo ny ra ze vôlaza. \ No newline at end of file