auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-25 22:36:12 +08:00 committed by root
parent 0993ef222c
commit d70f8ea435
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zany no hibôgna de non'ny famindram-po masin'ny Andriamanitsika, non'ny am'zany no hiposahan'ny masoandro avy amin'ny avo mba ho avy hanampy antsika, hanazava an'reo ze mipetraka akao agnatin'ny haizina sy reo akao agntin'ny aloky ny fafatesana. Hataony zany mba hitarihana ny tongotsika amin'ny lalam-pedanana."
\v 78 \v 79 Zany no hibôgna de non'ny famindram-po masin'ny Andriamanitsika, non'ny am'zany no hiposahan'ny masoandro avy amin'ny avo mba ho avy hanampy antsika, hanazava an'reo ze mipetraka akao agnatin'ny haizina sy reo akao agntin'ny aloky ny fafatesana. Hataony zany mba hitarihana ny tongotsika amin'ny lalam-pedanana."

View File

@ -1 +1 @@
Ary ny zaza de nitombo ary tonga nahery amin'ny fagna, ary taigny an'efitra izy mandra-piavin'ny andro hibôgnan'ny ankarihary amin'Israely.
\v 80 Ary ny zaza de nitombo ary tonga nahery amin'ny fagna, ary taigny an'efitra izy mandra-piavin'ny andro hibôgnan'ny ankarihary amin'Israely.