From d43419f8e21bc2d0133ee5f69b6e9d7cb9a0e867 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Thu, 28 May 2020 12:59:42 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 08/28.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/08/28.txt b/08/28.txt index 5d454c8..1d51987 100644 --- a/08/28.txt +++ b/08/28.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa natazagna an'i Jesosy izy, de nikikika mafy sy nenkotra takeo agnolôny ka nitare tamin'ny feo mafy hoe: 'Ino no iraisanao aminà, ry Jesosy, zanak'Andriamanitra Avo ndrindra ô? Mengavy An'nao za, aza mampijaly anà." Fa Jesosy nandidy ny fagnahy maloto hiala takao am'le leila. Fa efa nandritry ny fotôna maro no nangeja an'azyzany, ka na de nofatorana \ No newline at end of file +Rafa natazagna an'i Jesosy izy, de nikikika mafy sy nenkotra takeo agnolôny ka nitare tamin'ny feo mafy hoe: 'Ino no iraisanao aminà, ry Jesosy, zanak'Andriamanitra Avo ndrindra ô? Mengavy An'nao za, aza mampijaly anà." Fa Jesosy nandidy ny fagnahy maloto hiala takao am'le leila. Fa efa nandritry ny fotôna maro no nangeja an'azyzany, ka na de nofatorana tamin'ny rojo sy gadra vy ary nambesana aza izy, de nopotehiny reo rojony ary nentin'ny demonia taigny agn'efitra izy. \ No newline at end of file