auto save
This commit is contained in:
parent
2d485ea93c
commit
d272afea0e
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
\v 25 Ary vahôka betsaka no nande niaraka tamin'azy, ary nitodika Izy ary nitare tamin-jareo hoe: \v 26 "Raha misy aminareo manantona Anà ary tsy mankahala ny rainy, ny reniny, ny vadiny, ny zanany, reo rahalahiny sy reo rahavaviny, ary na ny fiainany aza, de tsy afaka ny ho mpianatro izy.\v 27 N'iza n'iza tsy milanja ny hazofijaliany ary manaraka Anà de tsy afaka ny ho mpianatro.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
\v 28 Fa iza aminareo, ze magniry ny hanangana tilikambo, no tsy mipetraka alô ary mikajy ny fandaniana raha manana ze ilana hamitana an'zany izy?\v 29 Raha tsy zany, rafa nametraka ny fototra izy nefa tsy hahavita zany akory, de hanomboka handatsa an'azy reo daôly ze mahita an'zany,\v 30 magnano hoe: 'Io leila io no nanomboka nanangana kanefa tsy navita akory.'
|
Loading…
Reference in New Issue